|
|
|
|

Teny iditra1  sodika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc.
Voambolana  5  Haizavamaniry
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  asodik, dosika, oksida, sakody, sodika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02