Teny iditra soko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fandehanana moramora mba hisambotra [Rakotosaona 1975]
 Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the act of approaching stealthily [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de s'approcher doucement [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sokosoko

Teny iditra soko
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] ngita: soko volo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra soko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] kankana [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra Soko
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy Sochoh [Baiboly]
Fandikana frantsay Soko [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Sokao
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31