|
|
|
|

Teny iditra1  sokonina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  5  horova, horovy, horovana, sokoreva, tsikorovana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  7  nakosony, nasokony, nisokoan, nokinaso, nosinoka, sokonina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31