|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sola
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] bald
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] chauve
Ohatra  6  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny sola io

Teny iditra (2/2)16  sola
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Tanosy] mirodana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05