|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sompatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 malicious, doing wanton damage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Ohatra  6  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  19  manao ady fiady, 20  manao ankaso, 21  manao ankasomparana, 22  manao hasomparana, 23  manao somonga ratsy, 24  mihetraketraka, 25  misetrasetra, 26  misotasota, 27  sopisopy, 28  Sosy, 29  sosisosy
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how sompatra
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 32  sompatra
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
35 [Sakalava] Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216.
36 [Tanala] Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry 38  Finoana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  40 rom-patsa, sompatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22