|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : sora

Ohabolana 1Mason-tsokina : izay any ny tena kely ahiratra. [2.653 #1652]
Mason-tsokina : izay an' ny tena kely ahiratra. [2.415 #2208]
Mason-tsokina, ka izay an' ny tena kely ahiratra. [2.165 #1367]
Mason-tsokina ka ny an' ny tena kely no ahiratra. [2.558 #2160]
Mason-tsokina ka ny kely ananana no ahiratra. [1.1 #35]
Mason-tsokina, masom-boalavo, izay kely ananana ahiratra. [2.415 #844]
Mason-tsora, mason-tsokina : ny kely ananana ahiratra. [1.147 #M89]
Fanazavana malagasyTsy misahirana mitady zavatra tsy takatra, fa ny kely ananana no ampiasaina. [1.1 #35]
Dikanteny frantsayYeux de hérissons, yeux de rats, quoique petits on les fait voir. [2.415 #844]
Les yeux du hérisson: ce qu' il a à sa petite personne, il l' ouvre bien. [2.165]
Oeil de hérisson : l' oeil qu' on a, si petit soit-il, on l' ouvre et on l' écarquille. [2.415]
Fanazavana frantsayChacun jouit de son bien, si petit soit-il : l'oeil du hérisson est petit ; ce proverbe se disait aussi de la destinée : que chacun s'estime content de son sort. [2.415]
S' applique à celui qui sait bien se servir du peu qu' il possède. [2.165]
Se contenter du peu qu' on a. [2.415 #844]

Fizahan-teny