Teny iditra sotrobe (sotro, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sotro lehibe fandoarana ny sakafo avy ao am-bilany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a ladle used for serving cooked rice [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay grande louche pour servir le riz [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31