Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : sotrobe | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Kely sahy lapa ohatra ny sotrobe. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay olona fatra-pihambohambo foana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Manao Manao sotrobe mitahy vady. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Partage de riz qui favorise l' époux. [2.415 #1287]
Servir le riz en donnant une plus grande part au mari. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des procédés de partialité, comme la partialité de l' épouse qui tirant le riz de la marmite fait la part de son mari plus grande. [2.415 #1287]
User de partialité envers ceux qu' on aime. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Manao sotrobe lava tango: mahay atsy, mahay aroa. [1.1]
Sotrobe lava tango, ka mahay atsy mahay aroa. [2.558 #3956] Sotrobe lava tango : mahay atsy, mahay aroa. [2.653 #2946, 2.974 #282] Sotrobe lava tango mahay atsy mahay Sotrobe lava tango, sady fikapohana alika no fangaroana anana. [1.3] Sotrobe lava tango: sady mahay atsy no mahay aroa. [1.1] Sotroben-dRatsiavanga, ka sady fikapohana amboa no fangaroana anana. [2.558 #3958] Sotroben-dRatsiavanga: sady fikapohana akoho no fangaroana anana. [2.165] Sotroben-dRatsiavanga : sady fikapohana amboa no fangaroana anana. [2.653 #2947] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny olona mihatsaravelatsihy izay tsy menatra ny hanaratsy rehefa any amin' ny ilany, ary hanao toy izany koa any amin' ny an-daniny. [1.1]
Manao izay hifankahazoana resaka amin' olona na antokon' olona roa mifanohitra na tsy mitovy hevitra, mihatsaravelatsihy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cuiller à manche : elle peut puiser ici et là. [2.415 #5039]
La grande cuillère de Ratsiavanga: elle sert en même temps à frapper les poules et à brasser les légumes (dans la marmite). [2.165] La grande cuillère qui a un long manche, sert à frapper les chiens et à mêler les herbes dans la marmite. [1.3] Louche à long manche, qui atteint à droite et à gauche. [2.974 #282] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Qui sert à deux fins; qui sait mettre la discorde et aussi à réconcilier. [1.3]
Se disait des gens qui savaient se faire passer amis des deux partis. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny ranovola no tsy misy, ny sotrobe no maranitra. [2.165 #624, 2.653 #2399] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' il n' y a pas de "ranovola" (au fond de la marmite), c' est que la louche coupait trop bien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle a enlevé tout le riz et raclé le fond. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Sotrobe lava tango: mahay atsy, mahay eroa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est une grande cuillère à long manche: elle peut puiser ici et là. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Habileté de celui qui s' entend avec tout le monde, même avec ceux appartenant à des partis opposés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Sotrobe mitahy vady. [2.558 #3957] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Toy ny sotrobe : fialo, fa tsy tompon’ ny teny. [2.415 #3432, 2.653 #3227]
Toy ny sotrobe : fialozana ihany fa tsy tompon' ny teny. [2.558 #4326] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis comme la grande cuiller qui sert à porter la nourriture et qui n' est qu' une intermédiaire : je suis intermédiaire et porte-parole, je ne suis pas le maître. [2.415 #3432] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les intermédiaires. [2.415 #3432] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||