Teny iditra sotry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (teny tranainy) Loza, antambo [Rajemisa 1985]

Teny iditra sotry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny Vono: vono sotry [Rajemisa 1985]

Teny iditra sotry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] ririnina [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31