Teny iditra stream
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  ony, renirano [1.17]
  riaka [1.7]
Kamban-teny 

Teny iditra stream
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  mikoriana, mikoroana tsy tapaka toy ny renirano, mihevaheva eo amin' ny rivora (ohatra, faneva) [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02