|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ta
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do
5  [1.7] prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire;
Mpanahaka  7  te, ti
Kamban-teny 

Teny iditra (2/9)10  ta
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tanosy] tanalahy
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] a provincial word for a chameleon. See tana
Voambolana  14  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/9)15  ta
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2] the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle.
Voambolana  19  Feo

Teny iditra (4/9)20  ta
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Taisaka] fitazonana

Teny iditra (5/9)23  ta
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25  [1.2] [Provincial] a lamp. [Swa. taa.]

Teny iditra (6/9)26  ta~
Sokajin-teny  27  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.1] Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka
Fanazavàna teny anglisy  29  [1.2] a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny
Kamban-teny 

Teny iditra (7/9)31  ta    
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.66] an' ialahy, an' ise

Teny iditra (8/9)34  TA    
Sokajin-teny  35  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  36  [3.1] Tananarive Antsirabe
Lahatsoratra  37 
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Teny iditra (9/9)38  Ta    
Sokajin-teny  39  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  40  [3.1] Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  41  [3.1] tantalum
Fanazavàna teny frantsay  42  [3.1] tantale
Voambolana  43  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  44  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02