|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  tabaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :

Teny iditra (2/7)6  tabaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fahabetsahana azo anaranam-po. [1.1]

Teny iditra (3/7)9  tabaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Tehina be, langilangy na kibay [1.1]

Teny iditra (4/7)12  tabaka
Sokajin-teny  13  Tsy lazaina
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (5/7)17  tabaka
Sokajin-teny  18  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  19  A word for Dabaka and dobibika [1.2]

Teny iditra (6/7)20  tabaka
Sokajin-teny  21  anarana
Voambolana  22  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny anglisy  23  A kind of fish [1.2]

Teny iditra (7/7)24  tabaka
Sokajin-teny  25  anarana
Voambolana  26  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  27  paraky [1.78]
28  Paraky arapaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  29  The tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [1.2]
Tovy hevitra  30  tabake

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23