Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahabetsahana azo anaranam-po. [1.1]
|
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tehina be, langilangy na kibay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A word for Dabaka and dobibika
[1.2]
|
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A kind of fish [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
paraky
[1.78]
|
| [Tanala]
Paraky arapaka [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka]
The tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum.
Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [1.2]
|
Anarana siantifika | Nicotiana tabacum |
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|