|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tabiha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom.
5  [1.7] glory, honor
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] gloire, honneur
7  [1.3] force
Ohatra  8  Io no kiady, io no voninahitra, io no tabiha, io no rehareha. [2.69#]
9  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470#]
10  Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [2.996]
Voambolana  11  Ontam-po
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  tabiha
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] tomate, pomme d'amour
17  [1.196] (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [Merina]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Tovy hevitra  19  voatabiha
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21  habita, hibata, hitaba, tabahi, tabiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02