|
|
|
|

Teny iditra1  taenimpolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra
ora
segondra
4  [1.13] isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] sexagésimal
Voambolana  6  Matematika: rafitrisa
Singan-teny  7  enina, folo
Tovy hevitra  8  tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10