Teny iditra | 1 taenimpolo |
Singan-teny | 2 enina, folo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo; ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra ora segondra 5 [1.13] isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] sexagésimal |
Voambolana |
7 Matematika: rafitrisa |
Tovy hevitra | 8 tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60 |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |