Teny iditra tafasiry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Angano [1.78]
  [Tanala] Resaka [1.78]
 Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Conversation [1.2, 1.7]
 Discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [1.2]
 Chatting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Causerie, conversation utile; sujet de la conversation [1.3]
 Conversation, bavardage [1.8]
Ohatra Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26