Teny iditra (1/2) | 1 tafatoetra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qui s'est placé, qui s'est assis |
Ohatra |
5 [2.48] Taona betsaka taoriana izany, nony efa tafatoetra tsara ny fanjaka' ny, dia nihevitra hamely ny tompon-tany izy. |
Fototeny | 6 toetra |
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 8 Tafatoetra |
Sokajin-teny | 9 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana |
10 Haisoratra: tononkalo |
Singan-teny | 11 tafatoetra |
Mpanoratra |
12 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Lahatsiratra manontolo |
|
Fivaditsoratra | 27 Tafatoetra, tafatoetra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |