Teny iditra (1/2) | 1 tafatoetra |
Fototeny | 2 toetra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qui s'est placé, qui s'est assis [1.3] |
Ohatra |
6 Taona betsaka taoriana izany, nony efa tafatoetra tsara ny fanjaka' ny, dia nihevitra hamely ny tompon-tany izy.
[2.48]
|
Kamban-teny rehetra |
|
Teny iditra (2/2) | 8 Tafatoetra |
Singan-teny | 9 tafatoetra |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana | 11 Haisoratra: tononkalo |
Mpanoratra |
12 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Lahatsiratra manontolo |
13 Tafatoetra ao am-poko miaraka aminao androany, 14 Ny hasambara-nokatsahiko hiononako eto an-tany! 15 Ny hatsaran-tarehy nohiraiko sy ny bika nokatsahiko 16 Tsy alaiko noho izay hitako aminao navahiko … 17 Sodokan’eritreritra aho izay elabe izay … 18 Hetahetan’ny tanteraka, afo mampiolomay 19 No nandoro ny fisainako! ‘zay nenjehiko kanefa 20 Moa tsy volavolam-bika tsy haharitra rehefa? 21 Fa ny hitako aminao dia ny vatosoa miafina; 22 Perla mamirapiratra, satry foana hotarafina 23 Fa mampita hazavana mampionona fanahy … 24 Tia ny endrikao aho, mamkamamy anao tanteraka; 25 Nefa mbola ambony lavitra, manan-kery haninteraka 26 Ny fanahy atolotrao hiara-tsambatra amin’ny ahy! |
Fivaditsoratra | 27 Tafatoetra, tafatoetra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |