Teny iditra (1/2) | 1 tafika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a war party; an army |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] expédition guerrière; armée |
Ohatra |
6 Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324] 7 Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472] |
Voambolana |
8 Miaramila |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny tafika io |
Teny iditra (2/2) | 19 Tafika |
Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Ohatra |
21 ary i tafika teo Ambohijanaka [2.48] |
Voambolana |
22 Fivavahana, finoana |
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny sampy taloha |
Fivaditsoratra | 24 afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |