Teny iditra | tafina (tafy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina rehefa ririnina. (Aoka tsy hafangaro amin' ny tafiana) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be clothed, to be made to have clothing on. Used of the clothing. [1.2] | ||||||||
To be put on (of clothing) [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on met (se dit des vêtements) [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tafina io | ||||||||
Fivaditsoratra | fatany, FIANTA, fitana, tafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |