|
|
|
|

Teny iditra1  tafintohina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy
Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] tripped, stumbling; offended
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tafintohina io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21