Teny iditra (1/2) | 1 manafintohina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to trip; to give offense |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas scandaliser, irriter 6 [1.8] faire broncher; scandaliser |
Ohatra |
7 [2.4#] Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. 8 [1.262#] Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. 9 [2.643#] Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. |
Fototeny | 10 tafintohina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 manafintohìna |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafintohina [Fitanisana] |
Fototeny | 17 tafintohina |
Fivaditsoratra | 18 anafintohinam, manafintohina, manafintohìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |