|
|
|
|

Teny iditra1  tafon-tranon' andriana
Singan-teny  2 tafo, 3 trano, 4 andriana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 1) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany;
7 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka;
8 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître
10 figuré: les affranchis, les libres [1.3#642]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17