|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tahaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1]
9  dika mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10  like, similar to [1.2#599, 1.7]
11  as [1.2#599]
Fanazavàna teny frantsay  12  semblable, pareil [1.8]
13  copie [1.13]
Ohatra  14  ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324]
15  Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470]
16  Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472]
Haiendriteny 
17  Tsotra :
18  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny tahaka io

Teny iditra (2/3)23  taka
Sokajin-teny  24  mpampiankin-teny
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (3/3)27  ta-haka
Singan-teny  28  ta, maka
Sokajin-teny  29  kambanteny

Fivaditsoratra  30  hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka, hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka, hakata, hataka, ta-haka, tahaka, tahàka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/17