Teny iditra | 1 tailana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] crooked, irregular, disproportional |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy 6 [1.8] irrégulier, tordu, disproportionné |
Ohatra |
7 Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#] 8 raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny tailana io |
Fivaditsoratra | 21 atailan, atanila, nataila, tailana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |