Teny iditra | 1 taingina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiakarana eo ambony; fipetrahana eo ambonin' ny zavatra avo; fanongonam-barotra indray. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#647] état de ce qui est superposé, placé sur, mis à califourchon fig. surenchère, ce qu'on offre de plus qu’un autre |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 ataingin, atanginy, nataingi, ngitaina, taingain, taingina, tanginay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |