Teny iditra | 1 tain' omby mivadika |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) |
Singan-teny | 4 tay, omby, mivadika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |