Teny iditra | 1 takalom-patsa vidimpihinanana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao |
Singan-teny | 4 takalo, patsa, vidy, fihinanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |