Teny iditra | takalom-patsa vidimpihinanana | |
Singan-teny | takalo ; patsa ; vidy ; fihinanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |