|
|
|
|

Teny iditra1  takiky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy manan-javatra na inona na inona, vava takiky
Manjoretra sy mitanondrika.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui n'a plus rien, complètement ruiné
Fototeny  5  kiky
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  akitik, kitika, takiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30