Teny iditra | 1 takodimena |
Singan-teny | 2 takoditra, mena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aretina vailahy kely bitika amin' ny sisin' ny hodi-maso |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#653, 1.54] orgelet |
Ohatra |
6 Didy maso Rafotsy io, azon' ny takodimena; [2.69#40] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 8 tain-domake, takodimena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |