|
|
|
|

Teny iditra1  takoditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] tubercule qu'on fait cuire avec la peau
5  [1.196] (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau.
Voambolana  6  Toe-karena: hanina
Fototeny  7  hoditra
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  atakoditr, takoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30