|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takoko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanjoretana, fitanondrehana, fahasorenana manjonitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  takoko
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] [Tsimihety] Voronkely fahita eny amin' ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  14  katoko, takoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21