Teny iditra | talanjona | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Famaritana malagasy | Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | amazed [Hallanger 1973] | ||||||
Fandikana frantsay | stupéfait [Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny talanjona io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |