Teny iditra | mitalanjona (talanjona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Migaga variana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be amazed [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | s'étonner, être en admiration [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mitalanjòna (talanjona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitalanjona | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Ohatra | Mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo! [Baiboly: 29:029:009/Isaia 29:9..] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |