Teny iditra | 1 talanjona |
Fototeny | 2 lanjona |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] amazed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] stupéfait |
Ohatra |
7 Sady talanjona Raleva no hontsa! [1.281] 8 Moa tsy talanjona ianareo vahiny. [2.445] 9 Gaga ny trondro, talanjona ny voay [2.576] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny talanjona io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |