Teny iditra | tambàna | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] [ tambaña ] Sampona, voasakana [1.78] | |||
Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina. [1.1] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | antamba, tambàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |