Teny iditra tambanivohibavy
Singan-teny tambanivohitra ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Campagnarde [3.1]
Ohatra Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : tambanivohibavy, tambanivohibavin', tambanivohibavin-, tambanivohibavim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14