Teny iditra tambavy (vavy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' aretina mahazo ny zaza izay heverina fa avy amin' ny vehivavy reniny niteraka azy ihany
Fanafodin-jaza amboarin' ny mpanao fanafody na mpanao raokandro: Misotro tambavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A disease (or ill-luck!) of infants, said to be inherited from their mothers [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Maladie d'enfants supposée venir de la [...] [tohiny 1.54]
 (toute l'île) (de vavy : femme ; nourrice). Maladie du petit enfant dont on estime qu'elle est imputable à la mère ou à sa nourrice. Ce sont, dans la grande majorité des cas, des maladies de malnutrition. Les remèdes contre cette maladie sont appelés tambavin-jaza ou tambavy. [1.196]
Ohatra Ary raha nihinan-tsiramamy be loatra ny zanany, dia itanehany tambavy mangidy satria mankarary, hono. [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tambavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (du mot tambavyNom donné à certaines plantes qui entraient, pour une part, dans la composition des tambavin-jaza. C'était surtout : Antidesma petiolare Tul. et Euphorbia hirta L. (Euphorbiaceae). Cette dernière espèce est aussi fréquemment administrée à la mère comme galactagogue (Voir aidinono). [1.196]
Anarana siantifika Antidesma petiolare, Euphorbia hirta
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10