Teny iditra | 1 tambinoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 tamby, noana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Anarana karazan' ahitra an-drano |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de tamby : paiement d'un service ; et noana : affamé, qui a faim). D'après Malzac, c'est une « plante aquatique ». En réalité du bord des eaux. Polygonum sp. (Polygonaceae). Le nom malgache indique qu'elle devait être consommée en période de disette. Voir aussi tambonoana. [Merina]
6 [Betsileo] |
Ohatra |
7 [2.69#219] Tsy ny tambitsy no tsy misy, ary ny tambinoana no tsy mitovy teny, ary tsy ny tanàna no kely faritra;
|
Voambolana | 8 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 9 ambin-taona, amboantany, Amboantany, anatambino, natambinao, tambinanao, tambinoana, tombananay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22 |
![]() |