|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tanako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Mahafaly] hoho

Teny iditra (2/3)4  tanako
Sokajin-teny  5  anarana tanana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  6  [3.1] my hand(s)
Fanazavàna teny frantsay  7  [3.1] ma main, mes mains
Ohatra  8  nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan' ny foko. [2.324]
9  Nesoriny ny tanako nitana ny takolako, dia nofafany ny tarehiko nandriaka ranomaso. [2.41]
10  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako. [2.42]

Teny iditra (3/3)11  tanako
Sokajin-teny  12  anarana tana sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  13  [3.1] my chameleon(s)
Fanazavàna teny frantsay  14  [3.1] mon caméléon, mes caméléons

Fivaditsoratra  15  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31