Teny iditra tanalahinala
Singan-teny tanalahy ; ala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1]
Ohatra Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24