Teny iditra | 1 tanàna aolo |
Singan-teny | 2 tanàna, 3 aolo |
Sokajin-teny | 4 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the ruins of a village or town [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 ville ou village abandonné [1.3] 7 ruines d'un village [1.8] 8 [tanàna haolo] village en ruine, abandonné [1.5] |
Ohatra |
9 Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy
[1.353]
10 Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo [2.857] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |