Teny iditra tandavan-tendrombohitra
Singan-teny tandavana ; tendrombohitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tendrombohitra mitandavana mitohitohy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chaîne de montagne [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tendrombohitra mitomandavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16