Teny iditra tendrombohitra mitomandavana
Singan-teny tendrombohitra ; mitomandavana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tendrombohitra mitandavana mitohitohy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chaîne de montagne [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tandavan-tendrombohitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16