|
|
|
|

Teny iditra1  tandremo
Fototeny  2  tandrina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tandremana [Fitanisana]
Ohatra  4  tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona [1.1]
5  tandremo sao solafaka [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tandremo io
Sary 

Fivaditsoratra  8  mandreto, tandremo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21