Teny iditra | tandroka aron' ny vozona | |
Singan-teny | tandroka ; aro ; vozona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |