Teny iditra | 1 tanehina |
Fototeny | 2 tanika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 tenehina |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny tanehina io |
Fivaditsoratra | 11 hantenai, hatenina, hientana, hitenana, itanehan, natehany, natehina, nitaneha, tanehina, tinehana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |