|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tangolika
Fototeny  2  holika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fadiditra; olikolika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] something that twines, a spiral
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] vrille des plantes
7  [1.3] torsion des cordes, des cordons, entortillement de quelque chose autour d'un objet
8  [1.13] spirale, spire
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  olanolana, tangolingolika
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Sary 
17  18 

Teny iditra (2/2)19  tangolika
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] mandalo (aretin-kibo)
Voambolana  22  Fahasalamana

Fivaditsoratra  23  atangolik, atongalik, tangolika, tongalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21